Ratsiraka Roland

> Hanao faradoboka eny Antsonjombe


  • Sabotsy 19 Oktobra 2013


Hihaona mivantana amin’ny vahoakan’Antananarivo anio ny kandidà manana ny vato mena Ratsiraka Roland. Teto an-drenivohitra tamin’ny alalan’ny diabe no nanokafan’ity kandidà ity ny fampielezan-keviny, ka dia izao hifampitaona amin’ny mpiara-dia aminy sy ny vahoaka Malagasy rehetra eto Antananarivo izao indray izy mandritra ny lanonam-pamaranana ny fampielezan-kevitra eto an-drenivohitra. Kandidà fahatelo hiakatra eny Antsonjombe Ratsiraka Roland. Fanamby lehibe apetrany ny handresy lahatra ny vahoaka Malagasy hifidy azy amin’ny 25 oktobra izao.

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT