Tsipaipaika fanohanana an-dRobinson J.L

> Ireo tsara ho fantatra


  • Alakamisy 14 Novambra 2013


Maro ireo liana te handray anjara amin’ny hetsika tsipaipaika fanohanana ny kandida Robinson Jean Louis hiatrehany ny fihodinana faharoa. Indro ampitaina ny tsara ho fantatra momba izany. Eny amin’ny foiben’ny antoko AVANA eny amin’ny Villa Union Ambohimiandra no andraisana ny fanampiana. Mahazo rosia manamarina ny tolotanany ireo mpandray anjara rehetra. Raha vola no fanomezana dia azo atao ny mandefa izany amin’ny Orange Money amin’ny laharana +(261) 32 47 620 43 na Airtel Money amin’ny laharana 033 20 620 43 na koa M’Vola amin’ny laharana +(261) 34 20 620 43. Raha any andafy ilay mpanome dia efa misy ny fiaraha-miasan’ity tambajotra ity amin’ny Western Union. Azo atao koa ny miantso ireo laharana ireo raha te hanolotra fanomezana hafa. Raha tsy afaka manatona eny amin’ny foiben’ny AVANA na mampiasa ireo tambajotra ireo ny mpanohana dia afaka maka izany amin’izay toerana ifanarahana ny ekipan’ny «Réseau Indépendant».

 Yves

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT