- Alarobia 13 Novambra 2013
Fihodinana faharoa
Misy ny tsipaipaika fanohanana an’ny Dr Robison
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Taorian’ny famoahan’ny CENI-T ny valin’ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana ho Filohan’ny Repoblika fahefatra eto amin’ny Firenentsika dia nanao fanambarana ny Filohan’ny Antoko MAMAFISOA, Atoa Rajemison Rakotomaharo izay nankasitraka ny vahoaka Malagasy rehetra tsy ankanavaka tamin’ny fanehoana ny fahendrena nandritry ny fotoam-pifidianana, ka nanefa ny adidy amin’ny maha-olompirenena ary naneho izany adidy masina izany tao anatin’ny filaminana sy ny Fihavanana.
Hamaky ny tohinyMbola miteraka adihevitra etsy sy eroa hatramin’izao ilay fanambarana nataon’ny filohan’ny tetezamita tamin’ny gazety Frantsay “Le Monde” sy ny valin-kafatra nataon’ny kandida Hery Rajaonarimampianina tamin’ny Rfi taorian’izay.
Hamaky ny tohinyZava-dehibe ho amin’ny hoavin’ny firenena manontolo indrindra ny taranaka fara mandimby ny fifidianana izay efa nanomboka natrehintsika tamin’ny fihodinana voalohany ny zoma 25 oktobra 2013 lasa iny.
Hamaky ny tohiny