• Alatsinainy 25 Novambra 2013
Gasy Tia Tanindrazana
Mahatsapa ny hirifirin’ireo vahoaka ka manolo-tanana

Nikarakara asa tana-maro tao amin’ny Fokontany roa ao amin’ny Boriborintany faha-3 eto an-drenivohitra ny tao amin’ny Gasy Tia Tanindrazana ny sabotsy maraina teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Novambra 2013
Maître Hanitra sy depiote Jacques
Nidina ifotony nifampikasoka tamin’ny vahoaka

Nidina ifotony nijery ny zava-misy iainan’ny mponina andavanandro ireo kandidan’ny ankolafy Ravalomanana ao amin’ny Boriborintany voalohany izay hifaninana amin’ny fifidianana solombavambahoaka hotanterahana ny zoma 20 desambra 2013 ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Novambra 2013
Marc Ravalomanana
Be ny fanantenana, mandresy isika

Taorian’ny famoahan’ny CES Ny voka-pifidianana ofisialy ny zoma lasa teo dia niditra mivantana tamin’ny antso an-tariby teny amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo, ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Novambra 2013
Ny Rado Rafalimanana
Hanolo-tanana an’ny Dr Robinson Jean Louis

Ny nivoahan’ny valim-pifidianana fihodinana voalohany no ela dia nilaza ny heviny manodidina ny fifidianana ny fikambanana “Ny Fanahy Maha Olona”, tarihin’ny Ny Rado Rafalimanana.

Hamaky ny tohiny
FTT