Favoria

> Nanokatra ny foibe hiasany tetsy Ankorondrano Andrefana


  • Alatsinainy 25 Novambra 2013


Lanonambe ny fitokanana ny foibe hiasan’ireo kandidan’ny fikambanana Favoria ny sabotsy lasa teo tetsy Ankorondrano Andrefana, nafanain’ny tarika Favoria Mozika, Ramora Favori, Lego sy Mamibe. Vary 4 t sy omby miisa 6 no novonoina ka nozaraina tamin’ireo mpikambana mitotaly 4.000 ao anatin’ny Boroborintany faha-3 ary niampy saribao 100 gony izany. Araka ny nambaran’ny filohan’ny fikambanana Razafimbelo Norbert Arnès dia mifandray amin’ny soatoavin’ny fikambanana dia ny mifanampy, mifarimbona ary mifampiaro izao fizarana zavatra mandritra ny fitokanana izao. Tsy ny sain’ireo olona fotsiny mantsy no ampifalifaliana fa ny nofony ihany koa amin’ny alalan’ny fanomezana azy sakafo hohanina.

 

 

 

Nofy R.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT