• Alarobia 27 Novambra 2013
Hery Vaovao
Na kandida depiote iray aza tsy ananany

Na kandida solombavambahoaka iray aza tsy ananan’ny fikambanana Hery Vaovao izay nanolotra an’i Hery Rajaonarimampianina ho kandida filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Novambra 2013
Razafimandimby Zafilahy Stanislas
Fanaratsiana sisa no balan’ny mpifanandrina

Ny fanaratsiana sisa no hany balan’ny mpifanandrina amin’ny Ankolafy Ravalomanana sy Ny Avana amin’izao fiatrehana ny fihodinana faharoan’ny fifidianana ho filoham-pirenena Malagasy izao sy ny fifidianana ho solombavambahoaka, hoy ny filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita Razafimandimby Zafilahy Stanislas.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Novambra 2013
Benjamin Andriamitantsoa
Kandida depiote nametrahan’i Dada fitokisana eny Avaradrano

Tontosa omaly ny fanofanana ny mpanentana eny anivon’ny Fokontany ho an’ny ankolafy Ravalomanana sy ny Zanak’i Dada, Distrikan’Avaradrano. Roa isam-pokontany ireo mpanentana nomena fiofanana izay miparitaka amin’ny Kaominina miisa 14

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Novambra 2013
Ramanantsoa Ramarcel Todisoa
Mila fahaizana sy traikefa ary fahendrena ny fidirana ho Parlemantera

Tsy ireo olona rehetra te hiditra solombavambahoaka dia afaka hanatanteraka io asa io, araka ny hevi-dRamanantsoa Ramarcel Todisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Novambra 2013
Mpanohana an’i Hery Rajaonarimampianina
Hiantehitra amin’ny fanaratsiana kandida ranofotsiny

Totoafo ny fihaonan’ny ireo mpisehatra politika ato Vakinankaratra ny faran’ny herinandro lasa iny. Taorian’ny fandalovan’ny mpanohana ny kandidà Dr Robinson Jean Louis izay notarihin’i Neny Lalao Ravalomanana dia fantatra fa tonga tao ihany koa ny mpanohana ny kandidà Hery Rajaonarimampianina notarihin’Atoa Norbert Lala Ratsirahonana.

Hamaky ny tohiny
FTT