• Zoma 29 Novambra 2013
Neny Lalao Ravalomanana
Mandray an-tanana an’i Vakinankaratra

Hafana tanteraka ny fampielezan-kevitra ao Vakinankaratra amin’ity fihodinana faharoa ity raha ny fanomanana no jerena. Tsy an-kiato ny fivoriana sy fihaonana samihafa notarihin’i Neny tao an-drenivohitr’i Vakinankaratra hatramin’ny fiandohan’ity herinandro ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Novambra 2013
Politique.Rossy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Novambra 2013
Boriborintany fahatelo
Manetsika ireo mpiara-dia eny ifotony ny ankolafy Ravalomanana

Ora sisa no isaina dia hanomboka amin’ny fomba ofisialy ny fampielezan-kevitry ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa miaraka amin’ny solombavambahoaka izay hotontosaina amin’ny zoma 20 desambra 2013.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Novambra 2013
Boriborintany faha-2
Notsofindrano ny kandida solombavambahokan’ny AVANA, Mme Lala

Manana kandida solombavambahoaka ao amin’ny Boriborintany faha-2 ny antoko Avana. Olom-baovao eo amin’ny lafiny tontolo politika saingy teknisianina izy 5 mianadahy izay tarihin-dRtoa Andriamanantsoa Lalanirina.

Hamaky ny tohiny
FTT