Fampandaniana an’i Dr Robinson

> Mitohy ny fidinana ifotony ataon’ny VOT


  • Alarobia 11 Desambra 2013


Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra eny ifotony ataon’ny mpikambana Vondron'Olon-tsotra (VOT) hampandaniana an’ny kandida Dr Robinson Jean Louis amin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa hatao amin’ny 20 desambra izao. Tsy eto an-drenivohitra ihany fa hatrany amin’ny Faritra. Mifantoka tamin'ny fandresen-dahatra, fizaram-baovao, fifanakalozan-kevitra ary fanomezana ny toromarika ireo vahoaka eny ifotony ny fihaonana. Teo ihany koa ny fihainoana ireo hetaheta sy hafatra avy amin ireo vahoaka hampitaina amin 'ny kandida Dr Robinson Jean Louis mba hahafantarany ireo zava-misy sy iainan'ireo vahoaka madinika eny ifotony satria izy ilay Mpitsabo tokana hanasitrana ny firenena sy ny Malagasy tsy ankanavaka manerany Nosy ary koa hamerina ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana.

 

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT