- Talata 28 Janoary 2014
Amoron’i Mania
Miandry ny hanantanterahana ireo fampanantenan’ny Filoha Hery Rajaonarimampianina
Mbola maro ireo asa fampandrosoana mila atao sy ilana fanarenana ao amin’ny faritra Amoron’i Mania, izay nampanantenain’i Hery Rajaonarimampianina tamin’ny fampielezan-kevitra nataony tany an-toerana.
Hamaky ny tohiny