• Zoma 28 Febroary 2014
Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana
Nesorina ny filohany, nametraka ny olony ny filoham-pirenena

Namoaka didim-panjakana roa sosona ny filoham-pirenena omaly 27 febroary. Ny voalohany manala amin’ny toerany an’ny filohan’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana Rajaonarivony Jean Michel, ny faharoa mampitsahatra amin’ny andraikiny ka nanoloana ireo mpanolotsaina avo telo tendren’ny filoham-pirenena mivantana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2014
HPM
Ny fifampiresahana no vahaolana

Efa tena lasa ady an-trano sy fankahalana olona tanteraka ny raharaham-politika amin’izao fotoana, satria dia olona roa lehibe no mifanenjana ka lasa ny vahoaka madinika no mahita faisana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2014
Kandida Solombavambahoaka Miara-dia
Miantso ny filoha handray fepetra haingana

Miantso ny filoha handray fepetra haingana mifanaraka amin’ny tombontsoa ambonin’ny firenena ny KSMD na ny Kandida Solombavambahoaka Miara-dia, tarihin’ny filohany Rakotomalala Mamy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2014
Fanatsarana ny fanatanterahana ny fifidianana
Nandroso tolokevitra 31 ny Eoropeanina

Nandroso tolo-kevitra 31 mba hanatsarana ny fisahanana ny raharaham-pifidianana atao eto Madagasikara amin’ny manaraka ny iraka mpanara-maso ny fifidianana avy amin’ny Vondrona Eoropeanina (MOE-UE) , izay nanao tatitra tamin’ny fomba ofisialy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Febroary 2014
Rakotondrabe Maurice
Voadingana ny lalàna mifehy ny Kaominina

Tena nisy akony ratsy tamin’ny fiainan’ireo mponina eny ifotony tokoa ny fitarazohan’ny krizy nandritra ny 5 taona latsaka teto Madagasikara, hoy ny Ben’ny tanànan’i Tanjombato Rakotondrabe Maurice.

Hamaky ny tohiny
FTT