- Alarobia 26 Febroary 2014
Mpanao politika nametraka ny Repoblika faha-4
Ny filoham-pirenena irery ihany no manendry izay praiminisitra tiany
Mahita izahay, hoy ireo mpanao politika nametraka ny Repoblika faha-4 ka mitambatra ho iray ankehitriny izay nitafatafa fohy tamin’ny mpanao gazety tetsy Soanierana omaly, fa tadiavin’ny sasany hosimbana amin’ny fitiavan-tenan’olon-tokana izany Repoblika faha-4 izany ka mbola misy dia misy ny alaim-panahy hampihatra ny bodongerona eto amin’ity firenena ity fotsiny izao.
Hamaky ny tohiny