- Sabotsy 01 Martsa 2014
Lehiben’ny mpanohitra
Mitovy laharana amin’ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena
Tsy mbola tena hita mazava ny firafitry ny tontolo politika eto amin’ny firenena taorian’ny nahavoafidy ireo solombavambahoakan’i Madagasikara izay samy milaza fa vonona ny hiara-kiasa amin’ny filoham-pirenena vaovao voafidim-bahoaka ihany koa. Tsy mbola nitranga teto amintsika rahateo io toe-javatra iainana ankehitriny io.
Hamaky ny tohiny