Politique

Praiminisitra Kolo Roger Handray ny toerany eny Mahazoarivo


  • Alarobia 16 Aprily 2014


 Hotanterahina eny amin'ny lapam-panjakana Mahazoarivo anio alarobia 16 aprily 2014 amin’ny 10 ora maraina ny fifamindram-pahefana eo amin’ny praiminisitry ny tetezamita Beriziky Jean Omer sy ny praiminisitra voalohan’ny Repoblika faha-4 Kolo Roger Laurent Christophe.

Ny zoma 11 aprily 2014 no voatendry ity farany, raha ny 2 novambra 2011, taorian’ny fanaovan-tsonia ny tondrozotra no nanendrena an’i Beriziky Jean Omer ho praiminisitra lehiben’ny governemantan’ny marimaritra iraisana. Nahazo fanasana hanatrika ity lanonana famindram-pahefana ity ireo masoivoho vahiny miasa sy monina eto Madagasikara.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT