Politique

Depiote Andriamasimanana Auréline Manome lanja ny vehivavy sy ny ankizy


  • Talata 15 Aprily 2014

Solombavambahoaka vehivavy voalohany voafidy tao amin’ny Distrikan’Ambatondrazaka Rtoa Andriamasimanana Auréline.

 Nitafa voalohany tamin’ireo fikambanam-behivavy mijoro ao amin’ny Distrikan’Ambatondrazaka izy ny faran’ny herinandro teo. Ho fijerena ny olana izay mianjady amin’ireo vehivavy sy ny ankizy no anton’ny fihaonana teo amin’ireo fikambanam-behivavy 8 martsa sy ny solombavambahoaka Auréline. Nambarany fa vonona handray ny andraikiny manandrify azy izy eo amin’ny ady atao amin’ny fanolanan-jaza sy ny tsy fanomezan-kasina ny vehivavy. Nisy ny fiaraha-nialavoly tamin’ny alalan’ny fitaizana vatana amin’ilay dihy zumba. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT