Politique

Ravelonanosy Mamy Tiana Mifameno ny asan地y eny Tsimbazaza sy Magro


  • Zoma 16 Mey 2014

Mifameno tanteraka ny asa ataon段reo solombavambahoaka avy amin地y Ankolafy Ravalomanana eny amin地y Lapan地y Antenimieram-pirenena Tsimbazaza sy ny hetsika atao eny amin地y kianjan段 Magro Behoririka, hoy ny depiote Ravelonanosy Mamy Tiana filohan地y vaomieran地y fananan-tany eny anivon段ty rafitra mpanao lal瀟a ity fa samy mitolona ho an地y fiverenan地y prezid� Marc Ravalomanana avokoa.

 Ho ahy manokana, hoy ity solombavambahoaka voafidy tany Ankazobe ity, dia efa misy ampahana tolona vita tamin’ireo fitakiana natao nandritra ny 5 taona teny an-kianja sy ny natrehana anaty birao. Fa ny tolona mbola mitohy aloha hatreto dia ilay famerenana an’i Dada an-tanindrazana izay tsy ho vitan’ny ankolafin-kery samy irery fa tsy maintsy hanehoana firaisankina. Mila miezaka amin’ny toerana misy azy tsirairay ny rehetra. Ny ao amin’ny Magro amiko dia tosika ary ny ety amin’ny Lapa kosa fanoitra. Tsy hiadian-kevitra intsony izany fiverenan’ny prezidà Ravalomanana izany fa efa lalàna ka tokony hampiharina fotsiny ary ny mpitondra ankehitriny efa nilaza hanao laharam-pahamehana ny fampihavanam-pirenena ka mazava loatra fa handringa izany raha tsy eo ny filoha Marc Ravalomanana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin窶冓ty sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotテ�m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

ツォMiha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT