Politique

Depiote Mamod’Ali Hawel “Tsy izahay Mapar mihitsy no ho mpanohitra”


  • Alakamisy 15 Mey 2014

Mifamela izahay ao anatin’ny vondrona Mapar, hoy ny solombavambahoaka Mamod’Ali voafidy tany Menabe, satria ny raharaham-pirenena no banjinina ary efa lava loatra ny krizy ka mila fitoniana ny firenena mba tsy hanomezan’ny vahoaka tsiny anay.

 Hifanatona izahay sady hifamela ary hiara-dia amin’ny fitondrana mijoro ankehitriny satria tena nandray anjara feno tamin’ny fandaniana ho filoham-pirenena ny prezidà Hery Rajaonarimampianina ka tsy izahay Mapar mihitsy izany ho mpanohitra izany. Ekenay ny zava-misy satria efa ny fibanjinana ny fitoniana no apetraka. 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT