Politique

Fidčle Razara Pierre «Tsy navelan-dRajoelina nitsikera ny Filatex aho»


  • Alarobia 21 Mey 2014

Nijoroan’ny mpanao gazety mpanao famakafakana amin’ny radio tao amin’ny onjam-peo tsy miankina iray fanaovany izany omaly fa efa nisy fotoana tany aloha tany nanaovany famakafakana mikasika ny orinasa Filatex mahabe resaka ankehitriny io.

 Nantsoin-dRajoelina an-telefaonina anefa izy hanajanona ilay resaka nataony. Io orinasa io ihany, hono, mantsy no mba vahiny nankato ny fitondrana tetezamita notarihiny ka tsy tokony hotsikeraina ao anaty radiony. Dia najanona teo ny amin’iny, hoy ity mpanao gazety ity. Koa ao raha matoa ny mpitondra mangina manoloana izao fandravan-trano misy etsy Ankadimbahoaka izao. Tena manjakazaka ny Karana sasantsasany ankehitriny, hoy i Fidèle Razara Pierre, fa tsy nirefotra tahaka ny tamin’ny andron-dRavalomanana, ka zary manaratsy endrika ny Karana rehetra amin’ny ankapobeny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT