Politique

Lapan’i Tsimbazaza Sady mivory no manadio


  • Alarobia 21 Mey 2014

Mbola ny raharaha anatiny ao amin’ny Antenimieram-pirenena no nanombohan’ireo solombavambahoakan’i Madagasikara ny fivoriana tsy azon’ny besinimaro natrehana, omaly maraina, vao nifantoka tamin’ny resaka fandinihana ny kaomisiona sy vondrona parlemantera voarakitra anaty fandaharam-potoana ry zareo ny tolakandro.

 Heno teny antsefatsefany teny ny fimenomenon’ireo depiote sasantsasany taorian’ny namoahan’ny mpanao gazety sasany an’ilay marikarama tokony horaisin’izy ireo izay nambaran’ireo nimenomenona ireo fa tsy tokony havoaka ampahibemaso tahaka ireny. Dia ahoana izany ilay mangarahara ? Ankoatra izay dia manomboka diovina ity Lapan’ny Antenimiera ity ka ny fandokoana ny ivelan’ny trano no tazana. Ny baraingo mipetraka dia ny hoe natao ahoana ny tolo-bidy nanomezana ny asa.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT