Politique

Depiote Jaona Elite Natolony manontolo hanohanana ny mpianatra ny karamany


  • Alakamisy 22 Mey 2014

Natolotry ny depioten’Atsimondrano Randriarimalala Harijaona na Jaona Elite hanaovana asa sosialy ny karamany mandritra ny fotoana maha solombavambahoaka azy.

 Sekoly enina, ka EPP ny dimy miampy sekoly iray fitaizana zaza kamboty no nisantatra ny fanampiany ka notolorany vola mitentina 6 tapitrisa Ariary omaly, hanohanana ara-tsakafo ny mpianatra miisa 2 000 amin’ny «cantine scolaire». Hizarana sakafo in-droa isan-kerinandro mandritra ny iray volana izy ireo. Fanatanterahana ny fampanantenana natao tamin’ny fampielezan-kevitra izao hetsika ataon’ny fikambanana Fanasina ho fampandrosoana an’Atsimondrano izao, hoy i Jaona Elite. Nanamafy ny tenany fa hitohy mandritra ny dimy taona, haharetan’ny fe-potoam-piasana maha depiote azy ny fanampiana, ka tsy hisy ho diso anjara amin’izany ireo EPP ao Atsimondrano.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT