Politique

Voahangy Rajaonarimampianina Ho kandida Ben’ny tanŕna ?


  • Talata 03 Jona 2014

Mateti-piseho ny vadin’ny filohan’ny Repoblika, Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina tato ho ato. Saika amina hetsika sosialy no isehoany mba hanakaikezany kokoa ny vahoaka, izay mazana ireo osa sy mila fanampiana.

 Tamin’ny fetin’ny Reny izao dia ireo zaza kamboty sahanin-dry masera eny Soavimbahoaka no nampidiriny an-dapa, avy eo nitsidika ireo be antitra ahian’ny Foyer de Vie etsy Andrainarivo. Omaly indray dia nidina teny amin’ny EPP Andavamamba Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina, nanokatra ny iray volan’ny ankizy sady nanolotra boky sy vatomamy ho an’ny sekoly sy ny mpianatra ao. Nandrasana teny Andrefanambohijanahary hitokana tetezana nataon’ny Karana izy aorian’izay fa tsy tonga, na izany aza maro no mihevitra fa tsy hijanona ity fisehoana hataon’ny vadin’ny filohan’ny Repoblika, ary  hitohy sady fanazaran-tena ho fanomanana ny hirotsahany ho kandida Ben’ny tanànan’Antananarivo amin’ny anaran’ny antoko HVM (Hery Vaovao ho an’i Madagasikara).

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT