Politique

Roland Ratsiraka “Hanala ny fahantran’ny Malagasy ny lŕlana”


  • Alarobia 04 Jona 2014

Efa am-periny amin’ny asa fanamboaran-dŕlana ny ministeran’ny Asa Vaventy ankehitriny, hoy i Roland Ratsiraka omaly nandritra ny fitsidihana ireo trano heva mampiranty ny tontolon’ny asa fanorenana sy ny asa vaventy teny amin’ny Carlton Anosy.

 Tsy misy intsony izany hoe tetezana tapaka izany, hoy ny fanazavany. Nambarany mazava fa fanoitra lehibe tena hanala ny Malagasy ao anatin’ny fahantrana ny làlana. Izany indrindra no mahatonga ny ministera tantaniny manamboatra ireo lalàm-pirenena misy eto Madagasikara toy ny RN2, RN6 sy RN7 izay mitentina 6 tapitrisa euros. Nahitsy koa ny teniny nilaza fa tsy afaka hiandry ireo bolongam-bola avy amin’ireo mpamatsy vola mahazatra ny departemanta sahaniny izay vinavinaina any amin’ny taona 2016 na 2017, araka ny fanampim-panazavany.  Notsindriany manokana ihany koa fa tsy ho tratra amin’ity taona ity ny fanamboarana ireo làlana mampitohy amin’ireo sompitr’i Madagasikara toy ny ao Ambatondrazaka na koa i Marovoay izay ilaina famatsiam-bola hatrany amin’ny 100 tapitrisa dolara.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT