Politique

Tamin’ny andron’i Dada Izay depiote tsy mamonjy fivoriana tsy nandray karama


  • Zoma 06 Jona 2014

Efa nodradradradraina teto niaraka tamin’ny filoha Marc Ravalomanana, hoy Atoa Zafilahy Stanislas omaly tetsy Behoririka, fa tsy hahasoa antsika ary tsy hahavaha ny olan’ny Malagasy velively iny fifidianana natao iny.

 Mbola manana ny maha izy azy i Marc Ravalomanana matoa nasaina manokana tamin’ny fametrahana an’i Jacob Zuma ho filohan’i Afrika Atsimo indray. Nazava ny hafatra nataon’ny filoha Marc Ravalomanana tamin’ireo solombavam-bahoaka tamin’ny fotoandrony hoe : tombontsoan’ny vahoaka no hipetrahantsika ka tsy mandray tambikarama izay depiote tsy manatrika fivorina fa miverina ao anaty ny kitapom-bolam-panjakana izany. Tsy navela misy tsy matimanota koa ny olom-boafidy tamin’izany ankoatra ny fanehoan-kevitra rehefa mivory ka dia tany tan-dalàna tokoa no teto. Ankehitriny misy isan’andro ny mamono tena, eo koa ny maty ho azy nefa ny depiote mitaky 10 tapitrisa Ariary, 50.000 Ar ny tambin-karama ary tsy manaiky handoa haba nefa ny mandinika hangalana, ny mpivarotra aza mandoa “ticket”. Izany no olom-panjakana eto Madagasikara, mamono ny mandinika. Matahotra ny sezany dia ho lalaovin’ny depiote ny governemanata ary mitazam-potsiny ny vahoaka noana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT