Politique

Magro Behoririka Hisy hetsika hiavaka anio


  • Sabotsy 07 Jona 2014

Mikorontana ny firenena, hoy ny MCT taloha Sandros tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, satria tsy misy vola nefa ny olom-boafidy manao fangatahana avo lenta

. Ny sosialy etsy ankilany ratsy dia ratsy. Tena raiso ny andraikitrareo mpitondra fanjakana ankehitriny, hoy izy, ary aza raisina tsy fitiavana ny kihana. Mahafinaritra ny asan’ny FFKM fa aza atao ela intsony. Ny fiainana sarotra nefa ny atao tsy misy, ny asa vitsy ary raha hiverina aza ny AGOA mbola lavitra ny lalana satria ny fifaninana mafy, mila kalitao ary i Marc Ravalomanana manana traikefa amin’izany koa aza atao ela ny fiverenany an-tanindrazana. Atambaro mihitsy izy 5 lahy filoha, mety ny asanareo FFKM ary tsy tokony hisy sakana intsony ka miandry daty sisa isika, hoy ny fanamafisan’i Rarison Hilarion izany. Manoro hevitra ny fanjakana hatrany kosa isika, hoy ny MCT taloha Raobelina Fenomanjato, fa fampihavanana eto an-tanindrazana fa tsy any ivelany no ilaina hisian’ny fiaraha-miasa ho an’ny fandrosoana. Marihina fa hisy hetsika hiavaka anio etsy amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT