Politique

Mama Jeanne «Aoka samy haneho ny fitiavantanin-drazana»


  • Zoma 13 Jona 2014


 Amin’izao fanombohan’ny Repoblika faha-4 izao dia miangavy ny mpitondra fanjakana rehetra sy ny vahoaka Malagasy Rtoa Jeanne Ralay na Mama Jeanne, filohan’ny fikambanana «Americano-Malagasy» miasa sy monina any Amerika an-taonany maro izao, mba samy haneho ny fitiavantanin-drazana. «Samy olon-kendry avokoa ianareo ka aoka ny tombontsoa iombonana mba hampandrosoana an’i Madagasikara malalantsika no atao tarigetra», hoy izy. Miantso fifanomezan-tanana amin’ny anaran’ny Fihavanana koa ny tenany ka hifarimbona amin’ny tetikasam-pampandrosoana ny firenena. Nampiany fa firenena anisan’ny manankarena indrindra eto ambonin’ny tany i Madagasikara, ka tokony hatao mangarahara sy harindra amin’ny ara-drariny ny fitrandrahana ireny harena ireny hiditra ao anaty kitapom-bolam-panjakana mba hisy fiantraikany mivantana amin’ny fiainam-bahoaka.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT