Politique

Fifidianana Tokony hoferana ny vola ampiasain’ny kandida


  • Zoma 04 Jolay 2014

Manatanteraka atrikasa etsy amin’ny Dlc Anosy nanomboka omaly ireo mpikirakira ny fifidianana eto amintsika hahafahana manitsy ny lesoka hita tamin’ny fifidianana notanterahina farany teo teto amin’ny firenena

Anisan’ny mandray anjara amin’izany ny  solontenan’ny Cenit, ny fitsarana, ny Samifine, ny Bianco, ny  Ces, ny Hcc, ny Kmf-knoe, ny atitany…. Manangon-kevitra sy mampahafantatra ny zavatra hitany sy tsapany ny tsirairay hahafahana mamoaka fehin-kevitra entina hanatsarana ny fifidianana ho avy izao. Lohalaharana amin’izany ny resaka vola izay tsikaritr’ireo mpandray anjara fa tena tsy nitovy tokoa. Nisy ireo kandida diso nampiasa volabe tokoa, izay tsy fantatra hoe : avy aiza marina raha nisy koa ireo tsy dia afa-nanoatra loatra. Vokany, tena tsy nitovy  ny fahafahan’ny  kandida tsirairay avy ka tsy maintsy hasiam-panitsiana hahatongavana amin’ny tena mangarahara marina. Ny tanjona moa, araka ny fanazavana azo dia ny mba hizoran’ny fifidianana araka ny tokony ho izy no sady  eken’ny rehetra.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT