Niroso ihany ! Nanao fanambaram-pananana ny praiminisitra Kolo Roger omaly zoma 11 jolay
Nanatanteraka ny azy koa ny minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa Rasoazananera Marie Monique, ny minisitry ny asa sy ny fampianarana teknika ary ny fanofanana ara-teknika Horace Gatien ary ny minisitry ny fitsarana Ramanantenasoa Noeline.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.