Politique

Magro Behoririka Ny olana vahana fa aza mila fahavalo ny mpanao gazety


  • Alakamisy 24 Jolay 2014

Tena mbola betsaka ny kajikajy politika ataon’ny mpitondra eto amintsika, hoy i Zafilahy Stanislas tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly alarobia 23 jolay

Fifidianana ara-pomba demokratika no andrasan’ny vahoaka, hoy izy,  ka aoka samy hampiasa ny joker-ny ka isika zanak’i Dada aoka tsy hatahotra fa hino fa Ravalomanana ihany, Ravalomanana hatrany ary hampandroso no hainy fa tsy manongana. Sao efa sempotra loatra ianareo eo amin’ny fitondrana vao hiantso vonjy  ka ho tara loatra, hoy i Manoela Ralaimampisainarinony. Aza alaina fahavalo ny mpanao gazety fa ny solika miakatra, ny mpianatra miady vatsim-pianarana ka sao ho ratsy ny tantara. Ny olana vahàna fa sao tsy hilamina intsony ny tany ka ho sahirana eo ianareo.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT