Politique

Antenimieram-pirenena Nantsoina hivory tsy ara-potoana indray


  • Alatsinainy 11 Aogositra 2014

Hiatrika fivoriana tsy ara-potoana indray ireo depiote manomboka anio. Handinika ireo volavolan-dalana efatra, vary mangatsiaka tsy voadinika nandritra ny fivoriana tsy ara-potoana voalohany izay nifarana ny zoma teo no niantsoana azy ireo indray hanohy ny fivoriana. Lalàna fehizoro ny roa amin’ireo, ka anisany ny mifehy ny vondrombahoaka itsinjaram-pahefana sy ny lalam-pifidianana kaominaly

Raha ho tanteraka amin’ity taona 2014 ity ihany moa ny fifidianana kaominaly angamba tsy hisy himenomenona, fa raha tsy izay dia ho fandaniam-bola fotsiny ity fivoriana ity. Mila telo volana mantsy ny fiantsoana mpifidy. Ny lalàna lany eny anivon’ny Antanimieram-pirenena anefa tsy maintsy mandalo fanamarinana eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalampanorenana mialoha ny hamoahana didy fampiharana hampanan-kery azy. Milatsaka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny orana izany ny fifidianana raha arahina izay dingana izay.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

Hijery ny tohiny
FTT