• Alarobia 03 Septambra 2014
Politique.Mampiesona

Vao lany minisitra i Paul Rabary dia nilaza fa tsy hampiantso mpitandro .......

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Septambra 2014
Politique.RAKOTO JEAN PIERRE Manaiky ny fiverenan’i Dada an-tanindrazana

Niatrika ny Volambetohaka natao tany Ambalasoaray Imadiala sy nanotrona ny JMJ tao Fandriana ny faran’ny herinandro teo ny kandida filoham-pirenena Rakoto Jean Pierre rehefa tsy hitahita tao anatin’ny fotoana maro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Septambra 2014
Politique.Andriantsizehena Benja Urbain Mampaneno lakolosy fanairana ny fahefana mpanatanteraka

Miaina ao anatin’ny tsy fandriampahalemana ny vahoaka malagasy, miaina amin’ny delestazy, marary ny sosialim-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Septambra 2014
Politique.Imeritsiafindra Ambatomirahavavy Tafatsangana ny sabotsy teo ny Com Tim tarihan’Atoa Rabemananoro

Tafatsangana ny sabotsy teo tany Imeritsiafindra, teo ambany fitarihan’ny depiote Rakotomanjato Rodin voafidy tany Arivonimamo notronin’ireo mpiara-dia aminy, ny rafitra COM TIM Ambatomirahavavy hivondronan’ireo fokontany 17 misy ao amin’ity kaominina tsy lavitry ny renivohitra ity

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Septambra 2014
Politique.Hafatr’i Magro ho an’ny filoha Rajaonarimampianina Aza miverin-dalana toy ny fanoron-dratsy na tahaka ilay biby tsy tononina intsony

Tokony ho nampiasan’ny Emmoreg ny fahaizany mifehy ny lacrymogène ny valala, hoy Ralaimampisainarinony Manoela tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly alatsinainy 1 septambra 2014.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Septambra 2014
Politique.Tsy nahatafiditra kandida na dia iray aza ny Mapar tamn’ilay fifidianana solombavambahoaka naverina tany amin’ny distrika 4

Ny VPM/MMM ( Ambanja), Hiaraka isika (Belo Tsiribihana), mahaleotena tao Sainte Marie sy Marovoay no nivoaka ho mpandresy raha araka ny vokatra vonjimaika navoakan’ny CENI- T omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT