Politique

DEPIOTE ROSSY Avoahay i Dada !


  • Alakamisy 20 Novambra 2014

Nanambara ny solombavambahoaka Rahasimanana Paulbert na Rossy teny Mahamasina raha nitokana zava-bita omaly fa maro ny depiote misolelaka amin’ireo fahefana mpanatanteraka teny anivon’ny Antenimieram-pirenena nandritra ny fihaonana teo amin’izy ireo sy ny governemanta omaly.

Mangataka ny hanatanterahana ny « vote de confiance » ny vondrona MAPAR hitsapana  raha tena mbola mahatoky tokoa ny ekipan’y KOlo Roger ny antenimieram-pirenena manoloana ny fahatokisan-tenany diso tafahoatran’ ny governemanta. Hatreto mantsy dia tsy hita taratra mipaka eny anivon’ny vahoaka ny asa fampandrosoana. Tsy mety amin’ny vahoaka ny HIMO na asa tana-maro, hoy izy fa asa maharitra no tadiavina sy ilainy, ka tonga dia tokony alefa ilay asa.Niresaka momba ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy i Jean Marc Koumba ihany koa ity solombavambahoaka ity. Avoahay i Dada rehefa tokony havoaka dia lazao amin’ny  vahoaka ny marina momba azy, raha meloka izy dia tsarao. Avoahay koa i Koumba fa tsy nanao na inona na inona izy, mijaly ny vady aman-janany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

Hijery ny tohiny
FTT