Nivarina any amin’ny laharana faha-133 amin’ireo firenena 175 maneran-tany i Madagasikara amin’ny resaka kolikoly, araka ny tatitra farany nataon’ny Transparency International
Vao mainka nirongatra ny kolikoly tamin’ity taona 2014 ity, izay taona voalohany nijoroan’ny Repoblika faha-4 tantanan’i Hery Rajaonarimampianina. Voakasik’io avokoa ny sehatr’asa rehetra fa lohalaharana ny eny anivon’ny vondrombahoakam-paritra, nefa dradraina fa fanjakana tan-dalàna.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.