Politique

Randrianasolo Jean Nicolas Depiote Mapar sa Hvm ?


  • Alakamisy 11 Desambra 2014

Na dia manahirana aza ny mieritreritra ny ataon’ireo mpanolotsaina manodidina ny filoha Hery Rajaonarimampianina

hoy ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas dia tsy mitsahatra izahay nametraka azy tamin’io toerana io ny manampy azy, na ara-kevitra na ara-panatanterahana ny asa ihany koa. Ity hetsika nataony tany Ambovombe Androy vao tsy ela akory izay ity anefa dia toa mampanontany tena ny mpanara-baovao ihany hoe mbola tena Mapar marina ve ity depiote ity sa nivadika ho Hvm tanteraka ? Vao avy nanolotra ordinatera roa sy “imprimante” roa ary masinina mpanao “photocopie” roa ho an’ny Hvm any amin’ity tanànan’Ambovombe Androy ity mantsy ny tenany tamin’io hetsika io.  Taratry ny filalaovana politika eto amintsika izao fihetsik’ity depiote ity izao sa taratry ny filalaovana ny vahoaka tsy mandady harona ?

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT