Politique

Antoko Kintana Fotoanan’ ny fifamelana izao ka tokony hahatsiaro tena ny rehetra


  • Alatsinainy 29 Desambra 2014

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny ny antoko Kintana tamin’ny alalan’ny sekretera jeneraliny Mektoub Omar

. Nambaran’ity farany fa tena mety ny famoahana ny gadra pôlitika tahaka ireny satria tena resa-politika tokoa. Raha vono olona mantsy hoy izy no nanenjehana ireny olona ireny dia mampiahiahy ihany saingy tsy izany. Efa lalana tsara hahafahantsika miroso any amin’ny fampihavanana ireny hoy hatrany izy saingy ny mampalahelo dia mbola misy amin’ireo antoko pôlitika sasany ihany no manakana ny filoha amin’izao tsy hiroso amin’izany. Tokony hahatsapa tena ny rehetra hoy hatrany izy ary tsy hanadino ny tenin’ny filoha Zafy Albert ny amin’ny hoe : tsy nisy mpitondra izay tsy nanao fahadisoana teto. Tokony hahay hifamela araka izany ny rehetra hoy hatrany izy no sady hahatsapa ihany koa fa nanao fahadisoana ka tsy hifankahala fa ny fiverena izay hampandrosoana ny firenena no hatao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT