Politique

Governemanta Ravelonarivo Amin’ny zoma mifankahita !


  • Alarobia 21 Janoary 2015

Rahoviana ihany ? Efa hatramin’ny sabotsy 17 janoary no nandeha ny feo fa hanambarana ny fijoroan’ny governemanta ; alarobia ihany ity ny andro tsy mbola tanteraka izany hatreto

 

. Mety mbola ho amin’ny zoma 23 janoary any aza vao hijoro ny governemanta Ravelonarivo Jean raha ny loharanom-baovao samihafa. Betsaka ny adivarotra seza izay re fa mampifanolana ny mpiara-miasa ao an-dapa sy ireo mpiray antoko te hiditra ao anaty governemanta mihitsy aza, ka mampitarazoka ny fanendrena. Etsy an-kilany dia re fa mbola hidina any hijery ny fahavoazana sy ny hanatitra fanampiana ho an’ireo traboina noho ny rivodoza Chedza any Vatovavy Fitovinany sy Atsimo Atsinanana, izay faritra anisan’ny voa mafy tokoa, ny filoham-pirenena sy ny praiminisitra anio

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT