Politique

Gadra politika hatramin’ny 2009 Hifamotoana etsy amin’ny Hotely Fanantenana anio


  • Alarobia 21 Janoary 2015

Hifamotoana indray anio tolakandro, amin’ny 2 ora, etsy amin’ny Hotely Fanantenana Ampandrana, ireo gadra politika voarohirohy tamina raharaha samihafa teo amin’ny firenena nanomboka tamin’ny taona 2009 hatramin’izao

. Voalazan’ny solontenan’izy ireo izay nampita ny vaovao fa dinidinika mikasika ny fampiharana ny andinin-dalàna voasoratra ao anaty tondrozotra amin’ny tokony hahazoan-dry zareo fanonerana noho ny toe-draharaha nahazo azy ireo ka takian’ny fampihavanam-pirenena ihany koa no hatao.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT