- Alarobia 28 Janoary 2015
Politique.Minisiteran’ny tontolo iainana Nahavita famindram-pahefana ihany koa
Mitohy ihany ny famindram-pahefana eo amin’ireo minisitera isan-tokony. Omaly dia nahavita ny azy ihany koa ny teo anivon’ny tontolo iainana. Nandritra izany no nilazan’ny minisitra teo aloha Ramparany Anthelme fa anisan’ny minisitera mahazo tsikera sy mafampana ny an’ny tontolo iainana ka tsy tokony hihemotra amin’izany ny minisitra vaovao
Hamaky ny tohiny