Politique

agro Behoririka Vohay amin’izay ireo haino aman-jery nakatona


  • Talata 27 Janoary 2015

anatin’ny mpitantana ny FJKM no nitondra faisana tamin’ny 2009 dia ny filoha Rasendrahasina sy Marc Ravalomanana. Miverina mpiandraikitra ireo izao, hoy Rarison Hilarion tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Matoa Ravalomanana mandray fepetra amin’ny ankolafy dia ao raha, hoy izy,

M

 

Roa ao betsaka ny te hiditra nefa voararan’ny lalàna dia ovana endrika ary ny fanavaozana ny antoko dia mifarana amin’ny 30 aprily ka ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana no tokony ho filohany mivoaka kongresy, tsy mandroaka antoko izany fa mamerina hery sy mampatanjaka ary ny fampihavanana anatiny tsy mbola vita. Ny hevitra, ny politika no maharesy lahatra fa tsy hoe mivavaka amin-dRavalomanana ary tsy maintsy efa nahafantatra ny firafitry ny governemanta  Ravelonarivo Jean. Efa-bolana aty aoriana, tanteraky Ravalomanana ny teniny teny Faravohitra ary hita izao fa tsy dia ny governemanta Kolo Roger no tsy nahavita matoa 80% naverina. Mbola miala eo indray ny minisitry ny serasera rehefa tsy manokatra ny haino aman-jery. Efa vaovao ny minisitry ny serasera ka mba vohay amin’izay ny haino amanjery, hoy Rtoa Berthine. Tonga ny tompony dia mandray andraikitra amin’ny antokony izy, hoy Rtoa Brenda Ambatondrazaka, ny rafitra sy ny olona no hiova fa tsy rava ny mpiara-dia amin-dRavalomanana.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT