• Alakamisy 29 Janoary 2015
Politique.Fihavanam-pirenena Vonona hanolo-tanana ny mpiasam-panjakana ambony

Naneho fahavononana hiara-kiasa amin’ny fanatanterahana ny fihavanam-pirenena ny fivondronamben’ny sendikan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Politique.Tombontsoa manokana Nataon’ny HCC niala maina ny depiote

Asa very maina ! Nambaran’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana tamin’ny didy navoakany omaly fa tsy mifanaraka amin’ny lalàmpanorenana ny lalàna 2014-039 nolanian’ny solombavambahoaka teny Tsimbazaza tamin’ny 16 desambra 2014,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Politique.Hery Rajaonarimampianina Hihazo an’i Addis Abeba anio

Hiala an-tanindrazana anio ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina, hihazo an’i Addis Abeba, hamonjy ny fihaonana an-tampony faha-24 ny Vondrona Afrikanina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Politique.Randriambololona Mananjara Mety ilay fizarana andraikitra ho an’Antananarivo Renivohitra

Efa mihamaro loatra ny mponina eto Iarivo ankehitriny fa efa mananika ny 2 tapitrisa mahery ka mila fandaminana matotra ny amin’ny fitantanana azy, hoy ny Lehiben’ny Faritra Analamanga

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Politique.o Behoririka Avelao hiresaka malalaka amin’ny vahoaka i Marc Ravalomanana

saorana ny fanjakana nanokana ny andro androany ho fisaonana noho ny rivodoza nahavanon-doza, hoy Rtoa Zo mpitarika ny reny diamondra etsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Isaorana koa ny PM nampihatra ny miralenta. Mananantena ny maha olon’ny sosialy ny ministry ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Janoary 2015
Politique.Rakotomamonjy Phillipe “tsy miady izany ny Malagasy”

Manohana tanteraka ny asa fampihavanam-pirenena tarihan’ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristianina eto Madagasikara ny mpanao politika Rakotomamonjy Phillipe. Lalana iray hitadiavam-bahaolana maharitra amin’ny tsy fitoviam-pijery sy fahasamihafan-kevitra amin’ny fanaovana politika eto amintsika io andraikitra goavana sahanin’ireo filoham-piangonana efatra mirahalahy avy amin’ny FFKM

Hamaky ny tohiny
FTT