Politique

CENI-T Hangarahara hatrany ny fikarakarana ny fifidianana


  • Talata 03 Febroary 2015

Raha vao lasa minisitra ny filohan’ny CENI-T teo aloha dia maro ireo olona no manahy ny amin’ny fahaleovantenan’ity andrim-panjakana mpikarakara ny fifidianana ity

 . Nanamafy anefa ny filoha lefitra eo anivon’ny birao nasionaly mahaleotena misahana ny fifidianana fa hangarahara  hatrany ny fikarakarana ny fifidianana izay ho avy. Efa nisy ny tarigetra izay napetraka niarahana namolavola tamin’ny filoha teo aloha izay milaza fa andrim-panjakana mahaleotena tanteraka ny CENI-T. Tafiditra ao anatin’ny fanohizan-draharaham-panjakana rahateo ny fikarakarana ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ny  17 jolay ho avy izao. Mahakasika ny mety handravana ity andrim-panjakana ity  dia nilaza ny filoha lefitra fa efa nisy ny atrikasa nandinihana izay  mety hanolo ny CENI-T saingy ny filankevitry ny minisitra na ny an’ny  governemanta dia milaza hatrany ny tokony hanohizan’izy ireo ny fikarakarana izany fifidianana izany.

Tojo

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT