Politique

Frankôfônia Hitsidika an’i Madagasikara Rtoa Michaelle Jean


  • Alarobia 04 Febroary 2015

Madagasikara no firenena voalohany aty amin'ny kontinanta afrikana ho tsidihin-dramatoa Michaëlle Jean, Sekretera Jeneralin'ny OIF

 

. Amin'ny volana martsa, fankalazana  maneran-tany ho an'ny firenena mampiasa ny teny frantsay no hahatongavany. Ny fihaonany tamin'ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina tany Parisy ny Alatsinainy 02 febroary teo no nanamafisana izany vaovao efa re tany Addis Abeba izany. Noresahina tamin'io fihaonana io ihany koa ny lafiny fampandrosoana izay iarahan'ny OIF miasa amin'i Madagasikara.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT