• Zoma 13 Febroary 2015
Politique.ANTOKO AREMA Mankasitraka tanteraka ny fizotry ny fampihavanam-pirenena

Mankasitraka tanteraka ny fizotry ny fampihavanam-pirenena izay tanterahin’ny raiamandreny am-panahy FFKM amin’izao ny antoko AREMA

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Politique.Fivondronamben’ny vohitr’Andriana Tsy voaantso tamin’ny diniky ny fampihavanam-pirenena

Tsy voaantso handray anjara tamin’ny diniky ny fampihavanam-pirenena hatreto ny fivondronamben’ny vohitr’Andriana na dia efa tamin’ny faran’ny taona 2014 aza izany no nanomboka. Raha araka ny nambaran’izy ireo omaly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Politique.Fitantanana ny firenena Mivadika ho krizin’andrim-panjakana

Krizy ao anatin’ny krizy no sedrain’ny firenena ankehitriny, hoy i Gaby Vakiniadiana. Tsy mbola tafavoaka akory amin’ny krizy politika nolalovan’i Madagasikara hatramin’ny taona 2009 isika dia efa manangasanga sahady ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Politique.Fitondrana ankehitriny Mitohy ny tsy fanarahan-dalàna

Voasaron’ny fifidianana noteren-ko masaka fotsiny hatreto ny fiverenan’ny firenena Malagasy ao anatin’ny valan’ny Lalàmpanorenana. Mbola miorim-paka ao anatin’ireo mpitondra fanjakana ankehitriny mantsy ny finiavana tsy te-hiala amin’ny fanitsahan-dalàna izay nahazo vahana hatramin’ny taona 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Politique.Jaona Elite “Hanara-maso izahay depiote”

Maro ny fanehoan-kevitra taorian’ny namelabelaran’ny praiminisitra Ravelonarivo Jean ny fandaharanasa fanatanterahana ny politika ankapoben’ny fanjakana. Nilaza ny solombavambahoaka voafidy teny Atsimondrano Randriarimalala Harijaona

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Politique.Lalatiana Ravololomanana Tsy mendrika ny Malagasy ny fitserana

zahay dia mpanao politika manohitra foana ny zava-tsy mety eto amin’ny firenena, hoy Rtoa Lalatiana Ravololomanana avy amin’ny Veliranon’ny mpanohitra, na fisiana kolikoly izany, fanararaotam-pahefana amin’ny endriny rehetra, didy jadona, fitiavan-tena,

Hamaky ny tohiny
FTT