• Talata 17 Febroary 2015
Politique.Mpomba an-dRavalomanana Manan-danja kokoa i Dada manao politika

Nampiova ny fizotran’ny raharaham-pirenena ny fiverenan’ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc eto an-tanindrazana. Tsy maintsy nirosoana ny fampihavanam-pirenena teo amin’ireo filoham-panjakana 5 mirahalahy notarihan’ny FFKM. Navotsotra ireo gadra politika voafonja nanomboka tamin’ny taona 2009. Miverina miandalana ny fiaraha-miasa ara-diplomatika eo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Febroary 2015
Politique.Filohan’ny fikambanana AFABE Miantso ireo mpanao politika milaza ho henjana hanampy ny traboina

Manoloana ny voina mitranga eto amin’ny firenena dia nanao antso avo tamin’ny mpiray tanindrazana rehetra ny filohan’ny fikambanana AFABE Doudou Michel mba samy hitondra izay voatsirambin’ny tanany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Febroary 2015
Politique.TIM Ihosy Mbola velona sy miaina tsara

Tao anatin’ny andro nankalazana ny fetin’ny mpifankatia no nentin’ireo mpikambana teo anivon’ny antoko Tiako I Madagasikara nifampiarahabana noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2015, sady nanamafisan’izy ireo fa iray tsy mivaky ny antoko izay tarihin’ny filoha vonjimaika Atoa Velomana Roger.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Febroary 2015
Politique.Afera, vola, fahefana

Mbola tena ao anatin’ny fahantrana goavana i Madagasikara ankehitriny, manampy trotraka ny fahasahiranana ny takaitra navelan’ireo rivodoza roa sy ny orana mikija entin’ilay andro ratsy vaovao miforona any avaratra andrefan’ny nosy indray.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Febroary 2015
Politique.Filohan’ny fikambanana AFABE Miantso ireo mpanao politika milaza ho henjana hanampy ny traboina

Manoloana ny voina mitranga eto amin’ny firenena dia nanao antso avo tamin’ny mpiray tanindrazana rehetra ny filohan’ny fikambanana AFABE Doudou Michel mba samy hitondra izay voatsirambin’ny tanany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Febroary 2015
Politique.HAFARI MALAGASY Homeo lanja ny fiarahamonim-pirenena

Manoloana ny resabe mandeha amin’izao fotoana izao mikasika ny fivarotana tanim-panjakana amin’olon-tsotra dia nanambara mikasika ny azy manokana ny filohan’ny fikambanana HAFARI Malagasy, Rafanomezantsoa Jean Nirina ka nilaza fa tsy mivarotra tany ny fikambanana tarihiny, fa tanin’olon-tsotra tsy vita titra no hampiasainy, noho izany madio ny sainy ary tsy manana olana amin’ny tetikasa fifindra-monina izay hiantsorohany izy

Hamaky ny tohiny
FTT