• Alatsinainy 16 Febroary 2015
Politique.HVM ANTSIRANANA Hifampirary soa amin’ireo mpikambana manerana ny Nosy

Hifampiarahaba nahatratra ny taona vaovao 2015 sy hifampirary soa amin’ireo namana aman-tsakaiza mpikambana ao aminy ny antoko HVM Antsiranana ny 28 febroary ho avy izao, manomboka amin’ny 8 ora alina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Febroary 2015
Politique.ANTOKO HVM Miomana mafy amin’ny fiatrehana ny fifidianana

Miomana mafy amin’ny fiatrehana ny fifidianana ny antoko Hery Vaovaon’i Madagasikara. Manana ny paikadiny manokana izy ireo amin’ny fandrombahana ny maro an’isa amin’ny fifidianana rehetra hatao eto amin’ny firenena ka amin’ny fifidianana Ben’ny tanàna ho avy izao ohatra dia hisokatra tanteraka izy ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Febroary 2015
Politique.Magro Behoririka Fandikana ny lalàmpanorenana ny fizarana ho 6 an’Antananarivo

Mandraisa anjara raha misy fomba hahafantsika mandray anjara amin’ny fampihavanana, hoy Randriamamiarizafy Ignace avy any Moramanga teny amin’ny Magro Behoririka, fa misy kaomisiona maro azo hitsofoana amin’izy ireny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Febroary 2015
Politique.Mpomba an-dRavalomanana Manan-danja kokoa i Dada manao politika

ampiova ny fizotran’ny raharaham-pirenena ny fiverenan’ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc eto an-tanindrazana. Tsy maintsy nirosoana ny fampihavanam-pirenena teo amin’ireo filoham-panjakana 5 mirahalahy notarihan’ny FFKM. Navotsotra ireo gadra politika voafonja nanomboka tamin’ny taona 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Febroary 2015
Politique.TIM Boriborintany faha-5 Fivoriambe nisehoana tsy fitovian-kevitra goavana

Saika niafara tamin’ny savorovoro omaly ny fivoriambe nataon’ny TIM Boriborintany faha-5 nototonsaina teny Ambohidahy-Ambatomaro izay natao indrindra mba hanendrena ny ho kandidà an’ity antoko ity ao amin’io Boriborintany io izay hanana ny ben’ny tanànany azy mahaleo-tena aorian’ny fifidianana kaominaly manaraka

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Febroary 2015
Politique.Marc Ravalomanana Fa inona no tena atahorana azy ?

Efa-bolana katroka anio no nahatongavan’i Marc Ravalomanana teto Madagasikara raha raisina ny 13 oktobra fotoana voalohany nisehoany vahoaka teny Faravohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT