Politique

Fivondronamben’ny vohitr’Andriana Tsy voaantso tamin’ny diniky ny fampihavanam-pirenena


  • Zoma 13 Febroary 2015

Tsy voaantso handray anjara tamin’ny diniky ny fampihavanam-pirenena hatreto ny fivondronamben’ny vohitr’Andriana na dia efa tamin’ny faran’ny taona 2014 aza izany no nanomboka. Raha araka ny nambaran’izy ireo omaly

anefa dia manana ny hambara sy holazaina amin’izany izy ireo ho tombontsoan’ny firenena iombonana. Tonga nanolotra izay voatsirambin’ny tanany entina hanampiana ny mpiray tanindrazana  teny amin’ny BNGRC izy ireo omaly, nahitana ny sokajin’andriana fito Reny eto Imerina enin-toko ary ny G6. Marika fotsiny ihany anefa io natao omaly io. Efa nisy mantsy talohan’izao ny vary 12 taonina natolotr’izy ireo ho an’ireo traboina manerana ny Nosy izay mbola arahin’izy ireo fifanotronana amin’ireo mpikambana miaraka aminy amin’ity herinandro ity.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT