Politique

HVM ANTSIRANANA Hifampirary soa amin’ireo mpikambana manerana ny Nosy


  • Alatsinainy 16 Febroary 2015

Hifampiarahaba nahatratra ny taona vaovao 2015 sy hifampirary soa amin’ireo namana aman-tsakaiza mpikambana ao aminy ny antoko HVM Antsiranana ny 28 febroary ho avy izao, manomboka amin’ny 8 ora alina

 

. Etsy amin’ny hotel Carlton Anosy no hanatanterahana izany ka ankoatra ny fikambanan’ny zanak’Avaratra izay efa mpikambana ao amin’ny antoko dia antsoina avokoa ireo mpikatroka rehetra manerana ny Nosy ho avy hanohana ny antso. Hitohy ny 07 martsa ny lanonana, fotoana hifampizarana nofon-kena mitam-pihavanana etsy amin’ny Lycée Moderne Ampefiloha.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT