• Alatsinainy 23 Febroary 2015
Politique.Tahotra an-dRavalomanana Hatao PDS ny mpitantana an’Antananarivo renivohitra ?

Inona no hitranga taorian’ny nitsipahan’ny Fitsarana avo momba ny lalampanorenana ny fizarazarana an’Antananarivo Renivohitra ho Kaominin’ny Boriborintany miisa enina ? Izay indray izao no fanontaniana miverimberina eny ambavan’ny vahoaka eto an-drenivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Febroary 2015
Politique.Fampihavanam-pirenena Tsy hihemotra intsony ny FFKM

Hanomboka amin’ny fomba ofisialy anio zoma 20 febroary 2015 etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny fampihavanam-pirenena handraisana ny hevitry ny faritra izay tarihan’ny FFKM, ka handray anjara amin’izay ireo solontena isam-paritra manodidina ny 300 isa eo ho eo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Febroary 2015
Politique.Fampihavanana ataon’ny FFKM Tsy ankasitrahan’ny Frantsay, hoy i Tabera Randriamanantsoa

Ny frantsay no nahatonga ny Maputo rava, hoy Randriamanantsoa Tabera omaly. Tsy mety afa-po anefa izy ireo ka tadiaviny horavana ihany koa ny fampihavanam-pirenena hataon’ny FFKM eto amintsika amin’izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Febroary 2015
Politique.Tondra-drano eto Antananarivo Vokatry ny tsy fihainoan’ny fitondrana ny hevitra natolotra azy, hoy i Rossy

Tsy mbola mety voavaha hatreto ny olana nateraky ny fiavian’ny rotsak’orana teto amintsika. Mitombo hatrany ny traboina ankoatra ireo am-polony efa namoy ny ainy. Ho antsika eto an-drenivohitra manokana raha araka ny fanazavan-

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Febroary 2015
Politique.Magro Behoririka Aleo ratsy mpanolotsaina toy izay halam-bahoaka

Efa nanambara ireo CT sy CST mpitarika kabary isan’andro ao amin’ny kianja Magro Behoririka tamin’ny alarobia fa andeha hanotrona ny fifampiarahaban’ny movansa Ravalomanana any Toliara hatao amin’ny sabotsy izao ny ankamaroan-dry zareo ka somary vitsy dia vitsy ihany ireo mpiandry tanàna niakatra lapihazo nitondra hafatra an-kabary omaly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Febroary 2015
Politique.Andry Rajoelina Nanao sesitany ny tenany ?

Nanova zavatra ny nandraisan’ny filohan’ny FJKM, Rasendrahasina Lala, mpitandrina, ny fitantanana ny FFKM, nanomboka tamin’ny 25 janoary 2015, izay nifanandrify indrindra tamin’ny tsingerintaona voalohany nandraisan’i Hery Rajaonarimampianina ny fahefana maha filohan’ny Repoblika faha-4 azy

Hamaky ny tohiny
FTT