- Talata 24 Febroary 2015
Politique.CAMILLE VITAL « Sazio faran’izay henjena ireo dahalo niova fo, raha tany tan-dalàna marina isika ! »
Sarotsarotra vao tafahaona tamin’ny praiminisitra teo aloha, Jeneraly Camille Vital, ary nisisika mafy vao nety naneho ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny tenany. Na dia misitaka kely mamboly sy miompy any Andoharotsy Vineta, distrikan’i Sakaraha, ny Jeneraly Camille Vital, dia
Hamaky ny tohiny
