• Alarobia 25 Febroary 2015
Politique.Fitantanana ny firenena Mikorontana tanteraka

Nahoraka indray omaly fa misy mikasa hanondrana andramena any Mananara avaratra any, ka asa izay ho ambaran’ny fanjakana sa hilaza indray ve fa tsaho izany ?Tsy manara-dalàna ary notsipahan’ny HCC ilay volavolan-dalàna momba ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana ahitana ny sata monakana momba an’Antananarivo renivohitra,Nosy Be sy Nosy Sainte Marie,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Politique.Baikon’ny praiminisitra Baraingo hatreto ny fahefana sy ny hoenti-manana

Mahavelom-bolo tokoa ny lahateny hentitra nataon’ny praiminisitra Ravelonarivo Jean ny faran’ny herinandro lasa teo, hoy i dokotera Randriamiarisoa Joseph. Anisan’ireo tsy resy lahatra amin’ny hahatanterahan’ny lehiben’ny governemanta ireo nambarany ampahibemaso ireo kosa anefa ny tenany. Marobe mantsy ireo sakana tsy ahafahany manatontosa izany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Politique.Tsy hita be ihany…

Samy maminavina izay mety ho avoak’ilay fampihavanam-pirenena karakarain’ny FFKM ny rehetra, mazava ho azy fa tsy maintsy misy ny mankasitraka ary misy koa no tsy resy lahatra amin’azy io.Somary sarotsarotra raisina rahateo ny foto-kevitra itondrana ny resaka satria ao anatin’ny finoana Kristianina ny FFKM, ka ho an’izay tsy mpino Kristianina na tsy dia maharaka tsara ny foto-pinoana ao dia tsy hahatakatra mihitsy ny tanjona amin’io fampihavanam-pirenena ataon’ny FFKM io

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Politique.Filankevitry ny governemanta Tsy nanisy resaka momba ny Sata manokan’Antananarivo

Tsy nisy resaka momba ireo Kaominina manana Sata manokana ny Filankevitry ny governemanta natao omaly teny Mahazoarivo. Tamin’ny fampitam-baovao naparitaka ho an’ny mpanao gazety aza dia tsy nisy na andalana iray aza mitatitra izay zava-mitranga na hatao ao amin’ny minisiteran’ny Atitany. Miendrika hamehana anefa ny nilazan’ny minisitry ny atitany, Mahafaly Solonandrasana,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Politique.Kaominina manana sata manokana Hifampitady indray ny Governemanta sy ny Parlemanta

Hantsoina hivory tsy ara-potoana indray ireo solombavam-bahoaka ato ho ato raha ny filazan’ny minisitry ny Atitany, Solonandrasana Mahalafy. Nilaza ity farany fa hisy volavolan-dalàna hiaraha-midinika sy mamolavola amin’ireo tompon’andraikitra mahefa voakasika amin’ireo Kaominina manana sata manokana (Antananarivo renivohitra – Nosy-Be ary Sainte Marie) rehefa notsipahin’ny Fitsarana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Febroary 2015
Politique.Satan’Antananarivo Renivohitra Mila havaozina mba hitondra fampandrosoana

Tsy mifanaraka amin’ny zava-misy iainana eto Antananarivo Renivohitra intsony ny sata mifehy azy nanomboka tamin’ny fitsanganan’ny Repoblika faha-4, hoy ny solombavambahoakan’i Madagasikara Rajohnson Mamy. Ilaina ny fandrafetana sata vaovao ho an’ny renivohitr’i Madagasikara tena hitondra fampandrosoana ho

Hamaky ny tohiny
FTT