Politique

Tondra-drano eto Antananarivo Vokatry ny tsy fihainoan’ny fitondrana ny hevitra natolotra azy, hoy i Rossy


  • Zoma 20 Febroary 2015

Tsy mbola mety voavaha hatreto ny olana nateraky ny fiavian’ny rotsak’orana teto amintsika. Mitombo hatrany ny traboina ankoatra ireo am-polony efa namoy ny ainy. Ho antsika eto an-drenivohitra manokana raha araka ny fanazavan-

dRahasimanana Paulbert na i Rossy, solombavambahoaka voafidy tao amin’ny Boriborintany fahefatra dia vokatry ny tsy fihainoan’ny fitondram-panjakana ny hevitra natolotra azy ireo no mahatonga izany. Anisan’ny noresahiny manokana ireo karazana minisitera efa natoniny, ny kaominina, niaraka tamin’ny APIPA …  Mikasika ny asa tanamaro niarahana tamin’ny fiadidian’ny Repoblika manokana dia nilaza i Rossy fa efa nampandre ny tompon’andraikitra izy ny amin’ny tsy  tokony hampanaovana ny olona ny asa fa engin mirefy 3 ka hatramin’ny 4 metatra no ilaina hisorohana ny fahatondrahan’ny ranobe tahaka izao. Tsy izay anefa no zava-misy ka izao hiaraha-mizaka izao ny vokany, hoy i Rossy.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT