Politique

Fampihavanana ataon’ny FFKM Tsy ankasitrahan’ny Frantsay, hoy i Tabera Randriamanantsoa


  • Zoma 20 Febroary 2015

Ny frantsay no nahatonga ny Maputo rava, hoy Randriamanantsoa Tabera omaly. Tsy mety afa-po anefa izy ireo ka tadiaviny horavana ihany koa ny fampihavanam-pirenena hataon’ny FFKM eto amintsika amin’izao

 . Raha miezaka anefa isika dia tokony hotontosa araka ny tokony ho izy io. Mikasika ny filoha Zafy Albert manokana izay voalaza fa hiala sy tsy handray anjara amin’ny fampihavanam-pirenena intsony dia nambaran’i Tabera fa tsy mbola fampihavanana ny atao amin’izao fa fandaminana fotsiny ihany. Ankoatra izay dia notsindriany fa tsy izy sivy mianaka mirahalahy no manao an’io fampihavanana io fa ny CNR noho izany tsy tokony hampanahy ny momba izany. Mbola amin’ny volana martsa rahateo vao tena hiroso amin’izany isika, hoy hatrany i Tabera.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Politique
  • Zoma 23 Oktobra 2026

Dinika raharaha ikambanana

  • Tsivery Mao Tse-Toung
  • Zoma 23 Oktobra 2026

«Adino ny tena nitolomana

  • Tabera Randriamanantsoa
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Mbola be dia be ny

  • Dosie goavan'ireo
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

mpitondra teo aloha

  • Kristianina manao politika
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

«Tokony ho sahy handrava koa

  • TALAKY-BAS,
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

DISTRIKAN'I TSIHOMBE

Hijery ny tohiny
FTT